Ny drafi-pandraharahany ve manamora ny famarotana ny asany ary koa misintona mpanjifa maro? |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Hatramin'ny fanombohan'ny tetik’asa, nitombo ve ny isan’ireo mpanjifa fototra rehefa novaliana ireo filany? |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Efa nisy vokatra maharitra na tolotra hafa ahafahana manaporofo fa ahomby eo amin’ny sehatra ara-barotra ve ity tetikasa ity?
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Efa nahavita namorona asa ve ity tetikasa ity?
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Manana teti-bola na fitaovana ve ny tetikasa? |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Manana porofo mivaingana mikasika ny fandaniana sy ny varotra toy ny rosia na tapakila ve ilay tetikasa? |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Nisy tahiry nitsangana tamin'ny alalan'ny tetikasa ve? |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Nanampy azy nihoatra tamin'ny fiainana ve ilay tetikasa? |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Niala tanatin'ny tokantrano nianjadian'ny herisetra ve izy sa nahavita nifanaraka tsara ihany tamin'ny vadiny? |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Nampiakatra ny ny vola miditra tao an-tokantrano ve ity tetikasa ity, ary nampihena ny herisetra niainana? |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|